Fizahan-teny

Ohabolana : zaraina

Ohabolana 1Ny hanina zaraina mora lany; ny raharaha zaraina mora vita ; ny sakafo lany mahatsara vava. [2.653 #2249]
Ny hanin-jarai-mora lany, ny entan-jarai-mora zaka, ny sakafo lany mahatsara vava! [2.558 #3029]
Ny hani-zarai-mora lany ; ny raharaha-zarai-mora vita. [2.974 #15]
Dikanteny frantsayUn repas pris en commun est vite achevé; une besogne mise en commun est vite accomplie. [2.974 #15]

Fizahan-teny