Fizahan-teny

Ohabolana : zo

Ohabolana 1Ny volon-tany samy hafa: fa raha any aminay izany, dia vovon' alika, fa atý aminareo angaha no olona. [2.165]
Ny zon-tany samy hafa angaha, fa raha any aminay izany dia vovòn' amboa, fa aty aminareo angaha no olona. [2.558 #3384]
Dikanteny frantsayAutres pays, autres mœurs: chez nous ce serait un aboiement de chien, mais ici, chez vous, c' est peut-être un homme. [2.165]
Fanazavana frantsayOn parle des paroles de quelqu' un, qui n' auraient aucune importance dans un endroit, mais qui en ont dans un autre. [2.165]

Ohabolana 2Zo maso tsy arahin-dalana; menimeny tsy vady. [1.147 #Z16]

Fizahan-teny