| OHABOLANA | Adin' ombalahin' ny mpianakavy: ny mahery tsy hobina, ny resy tsy akoraina [Rajemisa 1985] |
| FANAZAVANA MALAGASY | Raha misy olona roa na antokon' olona roa tonte samy tiana mifaninana, izay mandresy aminy tsy tokony hoderaina mihoapampana, ary toraka izany koa, izay resy aminy tsy tokony hoesoina izaitsizy [Rajemisa 1985] |
| JEREO | Ny teny hita amin' ny ohabolana rehetra |
| © 2001-2010 J-M de La Beaujardière |
|