OHABOLANA : aloka

OHABOLANA Nanao tsy ho tratry ny aloka, kanjo tratry ny alok' akoho [Rajemisa 1985]
FANAZAVANA MALAGASY Nihevi-tena tsy ho voan-javatra na oviana na oviana, kanjo zavatra kely foana dia nahavoa [Rajemisa 1985]


JEREO


© 2001-2010 J-M de La Beaujardière
Takela isoratana ny soso-kevitrao