OHABOLANA : anaka

OHABOLANA Saro-po manana anaka, ka tsy hanan-dray ny ankizy [Rajemisa 1985]
FANAZAVANA MALAGASY Hahantra izay manary na mandao ny asa na raharaha fanaony noho ny hasosorana kely tsy toy inona [Rajemisa 1985]


JEREO


© 2001-2010 J-M de La Beaujardière
Takela isoratana ny soso-kevitrao