| OHABOLANA | Miriorio foana ny angidina fa any anaty rano ihany no iafarany [Rajemisa 1985] |
| FANAZAVANA MALAGASY | Na inona na inona atao, ny hiafarana dia any amin' izay efa faleha araka ny fombany avy ihany [Rajemisa 1985] |
| JEREO | Ny teny hita amin' ny ohabolana rehetra |
| © 2001-2010 J-M de La Beaujardière |
|