| OHABOLANA | Ny avonavona toy ny entan' anivona: ny vesany leo ihany, fa ny enjinenjiny no tsy toha [Rajemisa 1985] |
| FANAZAVANA MALAGASY | (maivana ny anivona ka ahazakana be na atao anentana lolohavina na lanjaina, saingy manonjanonja kosa ka mahasosotra): tsy mampaninona loatra ny fanambonian-tenan' ny mpiavonavona, fa ny fahitana ny fihetsiny miedinedina no mahaletra [Rajemisa 1985] |
| JEREO | Ny teny hita amin' ny ohabolana rehetra |
| © 2001-2010 J-M de La Beaujardière |
|