OHABOLANA : ariana

OHABOLANA Hafahafa fitia sifotra ka ny tamenany indray no ariana [Rajemisa 1985]
FANAZAVANA MALAGASY Enti-milaza ny olona tsy mahay mifidy, na tsy mahalala ny tsara, ka ny tokony halaina indray no avela [Rajemisa 1985]


JEREO


© 2001-2010 J-M de La Beaujardière
Takela isoratana ny soso-kevitrao