fitakiana




 
  Teny nalaina : fitakiana

L'Express de Madagascar
2009/11/06
Tsy ny fisavana ny taratasin'ny fiara ihany akory no ataon'ny polisy amin'ireny fiara fitaterana mifamezivezy eto an-drenivohitra ireny, fa eo ihany koa ny fitakiana ny fizarana ny tapakilan'ny mpandeha.