Firaketana aman-drakibolana malagasy

Izay rehetra fantatra momba ny teny malagasy

Ahitana sahady ny amboara lehibe tsy mbola voaangona mihitsy ity habaka ity, araka izany betsaka ny asa natao sy ny fanazavana mahakasika an'i Madagasikara.

Ny habaka dia apetraka maimaimpoana ho azon'ny olona rehetra eran-tany ampiasaina malalaka. Tsy manao dokambarotra izy io.

Mba hikarohana ny teny iray:

  • tadiavo ireo lisitra atolotra etsy ambony amin'ny pejy, na koa
  • soraty eo amin'ny saha eo ambony amin'ny pejy ny teny malagasy, frantsay na anglisy.

Ny kisary fanehoan-kevitra (Fanazavana) eo ambany isaky ny pejy dia ahafahanao mandefa aminay ny hafatra mba hampahafantatra anay ny olana rehetra na tolokevitra. Jereo ny takila Fanontaniana.

Ny votoatin'ny habaka

teny sy fiteny malagasy (Ahoana no anisana azy?) 109 000
teny frantsay33 000
teny anglisy15 000
ohabolana8 000
anarana ara-tsiansa, fanafohezana, eva, marika, sns...6 000
anaran-tany1 000
ravaka1 000
anaran'olona500
teny italianina (anaovana fanandramana)50
teny alemà (anaovana fanandramana)30


© 2001-2024 J-M de La Beaujardière Habaka nohavaozina aminy