Teny iditra ...
Sokajin-teny Tsy lazaina (eva)
Fanazavàna teny malagasy  teboka telo [3.1]
Fanazavàna teny anglisy Suspension points; dot, dot, dot [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Points de suspension [3.1]
Ohatra 
1E, misaotra ny mandalo mamangy ê... [2.398]
2Tsia!... Tsy maty izy, satria... efa nitia! [2.529]
3fa niera tamin' ny ambanilanitra izy vao namoaka ny lalàm-panjakana... [2.296]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Mari-tsoratra

Nohavaozina tamin' ny 2020/12/30