Teny iditra Andrianarivo
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Ohatra Ary ny toetr' ity sampy Andrianarivo ity dia natao ny tahaka ny sary olona mainty hoditra ohatra ny mozambika, fa izy hazo no natao, sady tsy misy volo. [2.48]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny sampy taloha
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31