Teny iditra arabo
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny firenena monina amin' ny tanin' i Arabia (Arabia Saodita, Yemenina, Omanina, Koeity, ny nosy Barenina ary Katara): Hatramin' ny fahagolantany no efa nifandrafy ny Arabo sy ny Israelianina
Mikasika an' i Arabia, an' i Arabia na avy any Arabia: Misimisy ihany ny teny arabo tafiditra amin' ny teny malagasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An Arab. See talaotra, silamo [1.2]
 An Arab; a Moslem East Indian or Pakistanese [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Arabe; Musulman d'origine Indienne ou Pakistanaise [1.8]
 Arabe [1.5]
Ohatra 
1Maromaro ihany ny Arabo nonina an-drenivohitra. [2.366]
2Ny Nosy manja, araka izany, dia Nosin' ny Arabo. [2.508]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: arabe.
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/18