Teny iditra bara
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy fananana na tsy fisiana, mandalo ihany fa tsy maharitra: Baram-bola aho androany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay ruiné, paumé [Rajaonarimanana 1995]

Teny iditra bara
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] mino [Rakotosaona 1972]

Teny iditra bara
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza feo misamonina na farimparina tsy mazava loatra eo am-pitenenana. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay se dit de la voix sourde et de l'intelligence
¶ se dit du caméléon vaincu et encore furieux [Abinal 1888]
Fitovian-keviteny barabara
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra bara
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy  [Bara] ho azy [Rakotosaona 1972]

Teny iditra bara
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay barre qui sépare les mesures en musique [Abinal 1888]
Ny fihaviany Frantsay: barre.

Teny iditra bara
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay traverse, pièce mise en travers [Abinal 1888]
Sampanteny 
Ny fihaviany Frantsay: barre.

Teny iditra bara
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Sakalava] Action de couper au couteau ou de faucher l'herbe ; au passé binara (équivalent merina : fijinjana ahitra). [Boiteau: Végétaux]
Voambolana 

Teny iditra Bara
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [firaketana]
Famaritana malagasy Anaram-poko lehibebe monina amin' ny tany voafaritry ny renirano Zomandao, avaratra, izay mampisaraka azy amin' ny Betsileo; ny ala onenan' ny Tanala, atsinanana; ny ony Onilahy, atsimo andrefana, izay mampisaraka azy amin' ny Antandroy sy ny Mahafaly, ary ny havoana marin-tampon' Analavelona, andrefana sy avaratra andrefana; tanàn-dehibe: Ihosy, Betroka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a tribe of people and division of the country in South-central Madagascar [Richardson 1885]
Famaritana frantsay population du centre sud de Madagascar ( [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila Tenim-pirenenana
Teny nalaina 
Habaka Les Bara de Madagascar (https://sites.google.com/site/barademadagascar/)

2018/04/30