Teny iditra Betsimisaraka (be, tsy, saraka)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Famaritana malagasy Foko lehibe, monina amin' ny tandavan-demaka mahatratra 50-60 km ny sakany manaraka ny morontsiraka atsinanana hatrany amin' ny reniranon' i Bemarivo, avaratra, ka hatrany amin' ny onin' i Mananjary, atsimo (800 km eo ho eo). Mizara roa ny Betsimisaraka: ny tavaratra (Maroantsetra, Fenerivo, Soanierana-Ivongo); ny tatsimo: (Toamasina, Vatomandry, Mahanoro, Andevoranto) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy The name of the tribe inhabiting part of the east coast, north and south of Tamatave. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay nom d'une population de la côte es [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila Tenim-pirenenana
Ohatra 
1Manao ahoana ny fandraisan' ny Betsimisaraka azy? [Profita: Ranary, takila 75]
2Nataon-dRamaromanompo renivohitr' i Betsimisaraka Fenoarivo. [Fagereng: Tantara, takila 93]
Teny nalaina 

2018/01/07