Teny iditra Bezanozano (be, zanozano)
Sokajin-teny anaram-poko
Famaritana malagasy Foko kely dia kely, mitoetra amin' ny tany lemaka manodidina an' i Mangoro, voafaritry ny tanin' i Sihanaka, avaratra; ny Betsimisaraka, atsinanana; ary ny Merina, andrefana. Tanàndehibebe: Moramanga, Beparasy, Anjiro [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy [Zano, for Zana (?).] The name of a tribe on the eastern boundary of Imerina. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay nom d'une population du centre nord-est [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila Tenim-pirenenana
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31