Teny iditra dana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Marina, tsara [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] An expression which conveys the idea of exactness, as: (folo dana, just ten) ; (maito dana ny ainy his life was cut off in a moment). Comp. daina [1.2]
Mpanahaka  daina

Teny iditra dana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Nom d'une espèce de palmier. [1.19]
  [Tsimihety] (de l'adjectif dana : ouvert en éventail ; allusion à la forme des feuilles). Palmier proche du satramira mais à fruits beaucoup plus petits. Les feuilles sont employées en sparterie : sacs grossiers, nattes, «  sobika », chapeaux, etc. Peut-être une simple forme écologique d' Hyphaene shatan Bojer ex Dammer (Arecaceae). [1.196]
Anarana siantifika Hyphaene shatan
Voambolana 

Teny iditra Dana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Dana [2.996]
 Dan [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Dan [2.996]
Ohatra Ary nahoana Dana no nitoetra tany an-tsambo? [2.996]
Voambolana 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31