Teny iditra faroratra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra maditidity miraikidraikitra
Ny tadim-polihala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The small filaments which are produced from anything glutinous when drawn out. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Fil ténu produit par l'allongement ou la séparation de matières visqueuses, les fils des araignées et des vers à soie [1.3]
 Nom des fils ténus qui se forment à partir des écorces riches en gutta ou en produits analogues quand on les rompt et qu'on écarte les fragments avec précaution. Les Malgaches les comparent au fil de l'araignée. [1.196]
Ohatra Dia nandeha nitety tamin' ny faroratra izy ka tsy nitehika ny lanitra, tsy nikasika ny ravin-kazo, ary tsy nandia tany. [2.69]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra faroratra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Hala (bibikely) [1.78]
Fanazavàna teny anglisy A provincial name for a centipede or spider. See trambo [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Espèce d'araignée ; araignée (ses fils). [1.19]
Voambolana 
Tovy hevitra fararotra

Teny iditra Faroratra
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Ohatra 
1Avy amy ny Rafaroratra ny odi-tara-biby. [2.48]
2ny sampy masina ompiana, Manjakatsiroa, Kelimalaza, Fantaka, Mahavaly, Rehaza, Tsimahalahy, Vatamena, Manjaibola, Faroratra, sy ny zava-masina ambony ny tany. [2.48]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila Ny sampy taloha

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/13