Teny iditra gera
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ratsy fatotra, tsy tsara fehy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Same as borabora and its derivatives. [1.2]
Sampanteny 
Tovy hevitra geragera

Teny iditra gera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Fiadanana [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31