Teny iditra koba
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy afapanadinana: Koba Rakoto tamin' ny fanadinana ka nampalahelo. [1.1]

Teny iditra koba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vary voatoto malemy dia malemy: Mbola koba ihany no hanin' io marary io
Mofo vita amin' izany totom-bary izany: Tiako ny mofo koba misy voanjo
Dity atao amin' ny totombary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Flour; dough [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Farine ou bouillie faite avec du riz ou d'autres grains; fig. marmelade, colle, pâte et tout ce qui y ressemble [1.3]
 Farine; pâte [1.8]
 (vient du souahéli kuba). Colles, empois d'origine végétale. Le plus souvent préparé avec de la farine de riz délayée dans l'eau puis cuite doucement. Par extension, tous les produits collants, gommes, etc. [1.196]
Ohatra 
1Koba, akondro, mofogasy no hozarainy ho an-janany. [2.470]
2Nampombaina azy koa ny koba tsara toto voaharo diloilo ary ny divay. [1.38]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/10