Teny iditra mahafaly (faly)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mahatonga ho faly, tsara: Vaovao mahafaly [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to make happy [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   réjouir [Hallanger 1974]
Endriteny  
mahafaly
nahafaly
hahafaly
Teny nalaina  

Teny iditra Mahafaly
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (olona) [firaketana]
Famaritana malagasy   Anaram-poko kely monina amin' ny tany be sokay sy fasika, anelanelan' ny ony Onilahy sy Menarandra, amin' ny faritra atsimo andrefan' ny Nosy, fantatra indrindra amin' ireo fasany voaravaky ny aloalo, tanàn-dehibe: Betioky, Ampanihy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   nom d'une population du sud de Madagasca [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Voambolana  
Tsanganana sy sary iray takila   Tenim-pirenenana

2018/01/07