Teny iditra manan-kasina (anana, hasina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy misy hery ambony lehibe: Manan-kasina ny tanindrazana [Rajemisa 1985]

Teny iditra Manankasina (anana, hasina)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -18.0833333, 47.6833333
-18.7833333, 47.55
-19.2333333, 46.7333333
Haianarantany anana, hasina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31