Teny iditra manomba (omba)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandrakotra misakobona amin' ny lamba na ny elatra: Manomba ny zanany na reniakoho
Miaro: Manomba antsika ny fitahian' Andriamanitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To cover, to wrap; in the provinces it means to strip off a person's clothes, or to insult by indecent language. [1.2]
 To cover, to protect [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Couvrir; protéger [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manomba
Ny lasa : nanomba
Ny hoavy : hanomba
Filaza mandidy : manombà
Tovy hevitra mambomba
Anaran-toerana 

Teny iditra mañomba
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Manampy, mifanampy samy matanjaka [1.78]

Teny iditra mañomba
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Mandoa [1.78]


Teny iditra manombà (omba)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manomba [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Teny iditra Manomba (manomba)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -20.3166667, 45.0833333
-17.8833333, 44.0166667

Teny iditra Manomba
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Petit fleuve de la sous-préfecture de Maintirano ... Il reçoit sur sa rive droite la Marifilaly [1.11]
Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20