Teny iditra ranofotsy
Singan-teny rano ; fotsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rano monina iray manalaka ka manjopiaka be rehefa tazanina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] [ rano fotsy ] A word for riana
In Imerina it means the swollen waters covering the plains during the rainy season. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ rano fotsy ] Une brillante nappe d'eau, au-dessus de laquelle rien ne paraît; se dit des rizières inondées [1.3]
Ohatra Tahaky ny ranofotsy no fitsinjovana azy, kanjo tsy rano tsy akory, fa ny fahamasinana amy ny fanjambana amy ny Kelimalaza: [2.48]
Sampanteny 

Teny iditra Ranofotsy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -25.1166667, 46.7
-21.4166667, 43.9666667
-20.4, 46.7666667
-17.6, 48.6666667

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28