Teny iditra Sakalava
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [firaketana]
Famaritana malagasy Anaram-poko lehibe monina amin' ny tany anelanelan' Ampasimena, avaratra, hatrany Toliary, atsimo, ary ny atsinanana, voafaritry ny tandavan-tendrombohitra mamaritra ny tanin' ny Marina. Azo zaraina ho faritra efatra lehibe ny Sakalava, izay ireto avy raha asesy avy avaratra: i boina (renivohitra mahajanga), ambongo (renivohitra besalampy), i menabe (renivohitra morondava), ary i fiherenana (renivohitra toliary) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay peuple habitant la côte ouest, nor [...]
¶ Sakalavan' i Menabe: les habitant [...]
¶ Sakalava avaratra: les Sakalava d [...]
¶ Sakalavan' i Boina: les habitants [...]
¶ Sakalava masikoro: les éle [...]
¶ Sakalava vezo: les pêcheurs [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Tenim-pirenenana
Teny nalaina 
Fifanahafana  Masikoro ~ Vezo

2018/01/07