Teny iditra |
Saoly
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny malagasy | Zanak' i Kisy benjamita izy, ary mpanjaka voalohany tamin' ny Israely. [1.38]
|
Fanazavàna teny anglisy | Saul [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Saül [2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|
Teny iditra |
Saoly
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny malagasy | Paoly, avy any Tarsosy
[1.38]
|
Fanazavàna teny anglisy | Paul [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Paul [2.996]
|
Voambolana |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|
Teny iditra |
Saoly
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny malagasy | Mpanjakan' i Edoma [1.38]
|
Fanazavàna teny anglisy | Saul [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Shaül [2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|
Teny iditra |
Saoly
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny malagasy | Zanakalahin' i Simeona.
Ny foko izay mitondra ny anarany dia taranaky ny Israely sy ny Kananita.
Izany no ilazana an' i Saoly ho zanakalahin' ny vehivavy kananita ao amin' ny Gen. sy Eks.
Ary ao amin' ny Nom. kosa dia miseho ny anararapoko hoe Saolita [1.38]
|
Fanazavàna teny anglisy | Shaul [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Shaül [2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|
Teny iditra |
Saoly
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny malagasy | Isan' ny razan' i Samoela. [1.38]
|
Fanazavàna teny anglisy | Saul [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Shaûl [2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|