Teny iditra sosa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikorisana amin-javatra malama; fizorana tsy miato; fandehanana milamina tsy misy misakantsakana na manelingelina; fikorianan' ny rano sy fisononokan' ny lakana na sambo [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra sosa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] vodin-javamaniry fihinana any an'efitra [Rakotosaona 1975]
 Zavamaniry mandady fihinam-body, karazan' oviala [Rajemisa 1985]

Teny iditra Sosa
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Sosa [Baiboly]
 Shushan [Baiboly]
Fanazavàna teny frantsay Suse [Baiboly]
Voambolana 
Mpitovy hevitra Sosana
Ohatra Nasain'ny mpanjaka natao izany, ka navoaka tao Sosa ny didy. [Baiboly: 19:009:014/Estera 9:14..]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31