Teny iditra Taisaka
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (olona) [firaketana]
Famaritana malagasy   [ Antaisaka ] Foko lehibe amin' ny morontsiraka atsimo atsinanana, monina amin' ny tany voafaritr' i Mananivo, avaratra; Itomampy sy Ionaivo, andrefana; ary lavibola, atsimo. Mizara ho zana-poko vitsivitsy ny Antaisaka, izay mitsinjara ho fianakaviana maromaro indray atao hoe kibory, Tanàndehiben' ny Antaisaka: Vangaindrano, Midongy atsimo [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   [ Antesaka ] population du sud-est de Madagascar, qui [...] Mananivo et Iavibola (ville principale: Vangaindrano) [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Ohatra  
1Tokony tamin' ny 1788 dia nisy ady nifanaovan' ny Zafisoro sy ny Antaisaka. [Randriamamonjy: Tantara, takila 191]
2From the northern point of Madagascar down to the bay of Antongil the people appear to be allied to the Sakalava, but south of that bay come in succession the Betsimisaraka (of whom there are two chief divisions called respectively Anteva and Vorimo), the Betanimena (a little more inland), the Taimoro, the Taifasy, the Taisaka, the Tanosy, and the Tandroy, who reach down towards Cape St Mary, the southernmost point of Madagascar. [Sibree: Island]
Voambolana  
Tsipelina hafa  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Tsanganana sy sary iray takila   Tenim-pirenenana

2018/01/07