Teny iditra tambahoaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Mahafaly] kinaoly, olona zeny [1.78]

Teny iditra Tambahoaka
Sokajin-teny anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy [ Antambahoaka ] Anaram-poko kely, lazain' ny lovantsofina ho taranaky ny Arabo ary mitoetra manaraka ny morontsiraka atsimo atsinanana anelanelan' i Sakaleona sy Namorona. Renivohiny: Mananjary [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [ Antambahoaka ] Petite tribu qu'on dit être issue des Arabes et qui longe la côte est entre la Sakaleona et la Namorona. Ville principale: Mananjary. Leur nombre est très peu élevé: 22 304. [1.11]
 [ Antambahoaka ] Population du sud-est de Madagascar, qui [...] Sakaleona et Namorona (ville principale: Mananjary) [tohiny 1.5]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila Tenim-pirenenana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/27