Teny iditra Tanala
Sokajin-teny anaram-poko
Famaritana malagasy Foko lehibebe, mitoetra amin' ny tany misy ny havoanan' Ikongo rakotr' ala izay manapaka azy hatrany avaratra ka hatrany atsimo, ary voafaritry ny tanin' ny Betsileo, andrefana; ny Betsimisaraka sy ny Antambahoaka, sy ny Antaimoro ary ny Antaifasy, atsinanana, ary ny ony Manampatrana, atsimo; mivelona amin' ny vokatry ny ala ny Tanala; tanàn-dehibe: Ambohimanga atsimo, Ivohibe, Ifanadiana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy the dwellers in the forests. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay populations forestières du sud-es [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila Tenim-pirenenana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31