Teny iditra tola
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Fianjerana [1.78]
  [Tanala] Mianjera, midaraboka [1.78]
 Tofoka, tohina, leony: Tolan-kazandrano aho izany
Lefy, folaka sy mihamalemy: Ela nilibana ireny ka efa tola izao
Miraika, mirona, mitongilana
Enti-milaza ny vilany mianjera avy eo ambony toko [1.1]
Fanazavàna teny frantsay (pris adjectivement) Se dit des arbres dont le sommet penche ; arbres pleureurs. [1.196]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra tola
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Mandry, mivaingana [1.78]

Teny iditra tola
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Efa antitra, efa tonta [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Vieilli, suranné [1.13]

Teny iditra tola
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Enti-milaza tandrok' omby mifanohitra fitsiry ka miolaka amin' ny an-daniny avy [1.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Bikan' ny tandrok' omby

Teny iditra tola
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tsimihety] Omby manana trafo lava sy mirondrona [1.1]
Voambolana 

Teny iditra tola
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] valamparihy [1.78]
 Valam-parihy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Diguette [1.13]

Teny iditra Tola
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Tola [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Tola [2.996]
Voambolana 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/18