Teny iditra | Tsimihety | |
Sokajin-teny | anaram-poko | |
Famaritana malagasy | Anaram-poko lehibe monina amin' ny faritra latsaka anivon' ny tanin' ny Antankarana, avaratra; ny Betsimisaraka, atsinanana; ny Sihanaka, atsimo; ary ny Sakalava, andrefana; mihamiitatra miankandrefana ny Tsimihety; tanàn-dehibe: Mandritsara, Bealanana [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | nom d'une population du nord-est et oues [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995] | |
Voambolana | Tantara: firenena | |
Tsanganana sy sary iray takila | Tenim-pirenenana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |