Teny iditra ababy (baby)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Atao am-babena [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   used of the person or thing carried on the back. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   A porter, qu'on met sur le dos [Abinal 1888]
Ny bikany  
ababy
ababiko
ababinao
ababiny
ababintsika
ababinay
ababinareo
nababy
nababiko
nababinao
nababiny
nababintsika
nababinay
nababinareo
hababy
hababiko
hababinao
hababiny
hababintsika
hababinay
hababinareo
ababeo

Nohavaozina tamin' ny 2016/08/03