Teny iditra abado
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   soherin-jorery (anaty tany), tsikovopotsy: Laitsa ny kilonga mangady abado fa tsa mba miasa koa (Variana mihady tsikovopotsy ny ankizy fa tsy mba miasa intsony) [Betsileo] [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2009/08/21