Teny iditra abaiko (baiko)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Entina manome baiko: Py maso fotsiny [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   Parole ou signe qui sert à communiquer sa pensée ou à donner un commandement [Abinal 1888]
Ny bikany  
abaiko
abaikoko
abaikonao
abaikony
abaikontsika
abaikonay
abaikonareo
abaikon'
abaikon-
abaikom-
nabaiko
nabaikoko
nabaikonao
nabaikony
nabaikontsika
nabaikonay
nabaikonareo
nabaikon'
nabaikon-
nabaikom-
habaiko
habaikoko
habaikonao
habaikony
habaikontsika
habaikonay
habaikonareo
habaikon'
habaikon-
habaikom-
abaikoy

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/06