Teny iditra abalabala (balabala)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Ampiasaina hatao bala [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to be thrown as a ball or stone. See toraka. [Richardson 1885]
Endriteny  
abalabala
abalabalako
abalabalanao
abalabalany
abalabalantsika
abalabalanay
abalabalanareo
nabalabala
nabalabalako
nabalabalanao
nabalabalany
nabalabalantsika
nabalabalanay
nabalabalanareo
habalabala
habalabalako
habalabalanao
habalabalany
habalabalantsika
habalabalanay
habalabalanareo
abalabalao

2010/04/27