Teny iditra abaribario (baribary (bary))
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao abaribary [firaketana]
  
Ohatra   Amin' ny famintinanao ity tononkalo ity amin' ny andalana vittivitsy dia abaribario tsara ny foto-kevitra tian' ny mpanoratra haseho. [Rabemolaly: Fary, takila 131]

Nohavaozina tamin' ny 2017/05/23