Teny iditra | abetroka (betroka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao mibetroka; avontirika feno fandrahonana: Aza abetroka tahaka izao ny masonao fa mampatahotra [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | abetroka, boretaka, traokabe |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |