Teny iditra abiaby (aby)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   isany, daholo, rehetra: Añay aby (Izahay rehetra) / Izao abiaby izao (Izao tontolo izao) [Betsileo] [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   aby

Nohavaozina tamin' ny 2010/10/14