Teny iditra abi
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitambaran'ny tarehintsoratra misy amin'ny fitenim-pirenena iray: Misy tarehintsoratra iraika amby roapolo amin'ny abidy malagasy: a, b, d, e, f, g, h, i, j, k, l, m, n, o, p, r, s, t, v, y, z.
Ny fotopototry ny zavatra na ny fahaizana iray, ny antonjavatra resahina na lazaina:Miteniteny momba ny bomba atomika Rangahy io, kanefa tsy mahalala ny abidin'izany akory.
Ny ambaratongam-pianarana ambany indrindra ianaran'ny ankizy manambatra tarehintsoratra, manao bi-a-ba: Efa kilasy fahafiry izao ilay faralahinao? -- Mbola ao amin'ny abidy ny anao ko. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The name of the Malagasy Alphabet, so called from the names of the first three letters [1.2]
 The alphabet [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Nom de l'alphabet malgache [1.3]
 Alphabet [1.66, 1.5]
 L'alphabet [1.8]
 (un) alphabet. Miainga amin' ny ab [...] [tohiny 1.67]
Fanazavàna teny italianina Alfabeto [1.18]
Fanazavàna teny alemà Alphabet. Von der Westgriechen stammt das lateinische Alphabet und damit auch unsere heutige Schrift. Zavatra alahatra araka ny abidỳ: etwas nach dem Alphabet ordnen. Synonym: Buchstabenreihe (f), ABC. [1.56]
Ohatra 
1Sorabe: teny malagasy nosoratana amin' ny abidy arabo [2.117]
2Maniry mafy izahay mba hahazo fianarana abidy sy manambatra ary fianarana hamany teny. [2.649]
3Fanehoana an-tsary ireo abidy sy fanolorana ireo mpandray anjara fototra ao amin' ireo lahatsoratra no mamaky lay ny boky. [2.442]
Haiendriteny 
Tsotra : abidy, abidim-, abidin', abidin-
Kamban-teny 
Lohateny Abidin' ny Baiboly
Ny Abidin' ny toaka (Rajaonary)
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Sary 

Teny iditra abidy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Vavy antitra [1.78]
  [Betsimisaraka] antibavy [1.147]
Ohabolana 

Teny iditra abidy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] andevo [1.78]
Kamban-teny 

Teny iditra abidy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A provincial name for a water-bird. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Nom d'un oiseau aquatique. [1.19]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/11