Teny iditra abily
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   andevo, mpanompo [Antemoro] [Rakotosaona 1972]
   olon-dratsy, jiolahin' olona, karin' olona [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   A slave. Probably connected with vily, mivily, prov. Form of mividy, to buy. [Ar. abid, and iba'd. Heb. ebed.] [Provincial] [Richardson 1885]
   a term of reproach in Imerina. [Merina] [Richardson 1885]
Sampanteny  
Ny bikany  
abily
abiliko
abilinao
abiliny
abilintsika
abilinay
abilinareo
abilin'
abilin-
abilim-
Fitovian-keviteny   adobo

Nohavaozina tamin' ny 2017/02/27