Teny iditra abo
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   avo, mideza [Antemoro, Bara, Tanosy] [Rakotosaona 1972]
   ambony, avo [Antefasy] [Rakotosaona 1972]
   avo [Antesaka, Betsileo] [Rakotosaona 1972]
   avo, ambony: Mandrembo abo be ny raplany ka nikeoke anaty rahona ane (Misidina avo loatra ny fiaramanidina ka misitrika any anaty rahona any) [Tanala] [Rakotosaona 1972]
   ambony: An'abo añe ty trano ty ondaty ampatrañe añe [Tandroy] [Rakotosaona 1972]
   teny fahita indrindra amin' ny fitenim-paritra mitovy hevitra amin' ny hoe avo, ambony, tsy takatra: Abo toerana loatra io boky io ka makà tohatra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   High and round; great, tall. See avo, and ambo. [Provincial] [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   Mot venant des provinces : peu usité en hova, et employé dans le sens de Avo, haut [Abinal 1888]
   haut. [Tankarana] [David 1952 (takila A)]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   ambo ~ avo
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny abo itý (11)
Abohazo
Aborano
Ambatoabo
  Anaborano
Ankijaniabo
Ankiliabo
  Ankiliabokely
Iabohazo
Iabolahy
  Iabomary
Iaborano

Teny iditra abo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   aely [Bara] [Rakotosaona 1972]
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny abo itý (0)

Teny iditra abo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   ambony noho ny aotra [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   plus [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Fifanahafana   tendro abo

Nohavaozina tamin' ny 2017/07/18