Teny iditra abodika (bodika)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Enti-milaza ny zavatra ampiasaina hanasa [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Ny bikany  
abodika
abodiko
abodikao
abodiny
aboditsika
abodikay
abodikareo
abodik'
abodi-
nabodika
nabodiko
nabodikao
nabodiny
naboditsika
nabodikay
nabodikareo
nabodik'
nabodi-
habodika
habodiko
habodikao
habodiny
haboditsika
habodikay
habodikareo
habodik'
habodi-
abodeho

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14