Teny iditra abonina (abony)
Sokajin-teny matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy vokisana hanao zavatra; angolena risihina [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Qu'on trompe, qu'on cajole [Abinal 1888]
Endriteny 
abonina
aboniko
aboninao
aboniny
abonintsika
aboninay
aboninareo
nabonina
naboniko
naboninao
naboniny
nabonintsika
naboninay
naboninareo
habonina
haboniko
haboninao
haboniny
habonintsika
haboninay
haboninareo
abonio
Mpanahaka  abosina ~ ambosiana

2013/09/04