Teny iditra | abonoka (bonoka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina mambonoka na mandrakotra ny tena: Io bodofotsy io abonoka azy raha mangatsiaka izy [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | abonoka, akobano, akobona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |