Teny iditra | abontsina (bontsina) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao mibontsina na mibonaky ny rivotra ao anatiny ka mihalehibe: Abontsino hoe ny vavanao [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Used with the same meaning as bontsinina [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |