Teny iditra aborabora (borabora)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Atao miborabora na migoragora, malemy fatotra: Vahao ity kofehy ity fa naboraboranao ka malemy [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
aborabora
aboraborako
aboraboranao
aboraborany
aboraborantsika
aboraboranay
aboraboranareo
aboraboran'
aboraboran-
aboraboram-
naborabora
naboraborako
naboraboranao
naboraborany
naboraborantsika
naboraboranay
naboraboranareo
naboraboran'
naboraboran-
naboraboram-
haborabora
haboraborako
haboraboranao
haboraborany
haboraborantsika
haboraboranay
haboraboranareo
haboraboran'
haboraboran-
haboraboram-
aboraborao

Teny iditra aborabora (borabora)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Dikanteny anglisy   to be spilled, as rice from a hole in a sack, or as water from a pot which is too full [Provincial] [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14