Teny iditra aboraraka (boraraka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Araraka be: Naborarany teo daholo ny [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   used of that which is poured out or spilled [Richardson 1885]
Ny bikany  
aboraraka
aborarako
aborarakao
aborarany
aboraratsika
aborarakay
aborarakareo
aborarak'
aborara-
naboraraka
naborarako
naborarakao
naborarany
naboraratsika
naborarakay
naborarakareo
naborarak'
naborara-
haboraraka
haborarako
haborarakao
haborarany
haboraratsika
haborarakay
haborarakareo
haborarak'
haborara-
aboraraho

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14