Teny iditra aboredika (boredika)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Atao miboredika, misesy be tsy milamina: Aboredeho ange ny fiteninao raha tsy mandositra ireo ankizy ireo [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
aboredika
aborediko
aboredikao
aborediny
aboreditsika
aboredikay
aboredikareo
aboredik'
aboredi-
naboredika
naborediko
naboredikao
naborediny
naboreditsika
naboredikay
naboredikareo
naboredik'
naboredi-
haboredika
haborediko
haboredikao
haborediny
haboreditsika
haboredikay
haboredikareo
haboredik'
haboredi-
aboredeho

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14