Teny iditra aboretaka (boretaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Avala hipetraka amin' ny tany toy ny tsy maharay tena: Naboretany tamin' ny tany ilay marary fa tsy zakany intsony, hono [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of that which is to be made soft; to be made to cower, to be made to squat on the ground; to be made to bow down, as the branches of a tree [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aboretaka, aboretako, aboretakao, aboretany, aboretatsika, aboretakay, aboretakareo, aboretak', aboreta-
Ny lasa : naboretaka, naboretako, naboretakao, naboretany, naboretatsika, naboretakay, naboretakareo, naboretak', naboreta-
Ny hoavy : haboretaka, haboretako, haboretakao, haboretany, haboretatsika, haboretakay, haboretakareo, haboretak', haboreta-
Filaza mandidy : aboretaho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19